Akany Voarintsoa

Akany Voarintsoa Tongasoa
Akany Voarintsoa dia mandray ankizy :
03 volana – 2 taona : Nursery Crèche
2 taona – 3 t

24/12/2021

Happy December

30/05/2021

Bonne fête à toutes les Mamans,
Happy Mother's Day

03/01/2021

Joyeuse Année 2021
soit en bonne santé, bénis, protégée, croissez en vertu, en richesse, en grace, en connaissance, en sagesse

01/12/2020

Misaotra anao makasitraka ny pejy,
alefaso mianatra ny ankizy, alefaso ny "creche" kely, ny "garderie"...

📢📢 Mandray "Animatrice Anglophone pour crèche, garderie"!!!👉 mipetraka eto Antsirabe👉 tovovavy 18-22 taona👉 miteny Angli...
26/11/2020

📢📢 Mandray "Animatrice Anglophone pour crèche, garderie"!!!
👉 mipetraka eto Antsirabe
👉 tovovavy 18-22 taona
👉 miteny Anglisy tsara
👉 tia mitaiza zazakely&ankizy kely
👉 vonona ikarakara crèche, garderie
👉 miresaka&mampianatra Anglisy !!!

alefaso ny CV misy sary&telefona: [email protected]






www.akanyvoarintsoa.mg

29/10/2020

📢📢 Mandray stagiaire mahay miteny Anglisy&Frantsay tsara !!!
👉 mipetraka eto Antsirabe?
👉 tovovavy mahay miteny Anglisy&Frantsay tsara ve ianao?
👉 mitady olona iresahana anaovana fampiharana?
👉 tia&mahakarakara zazakely&ankizy kely?
👉 vonona iandry&iresaka&ianatra zazakely&ankizy Anglisy !!!

alefaso ny CV misy sary&telefona: [email protected]






www.akanyvoarintsoa.mg

📢📢 Mandray ny zanakao hatrany izahay, araraoty !!!👉 mamoha ny fitenenana & mampianatra miteny ny zanakao, anglisy&frants...
27/10/2020

📢📢 Mandray ny zanakao hatrany izahay, araraoty !!!

👉 mamoha ny fitenenana & mampianatra miteny ny zanakao, anglisy&frantsay,
👉 mandray hatrany garabola, ankizy alatsaka mianatra, maternelle, C.P.
👉 miaina hafaliana toy ny any an-trano ny zanakao !!!
📞 Contact: 034 36 896 86

📢📢 Inscription continue !!!

👉 eveil de langue et cours de langue pour enfant, anglais&français,
👉 reception continue des crèches, garderie, maternelles, cours préparatoires,
👉 vos enfants sont heureux comme à la maison !!!
📞 Contact: 034 36 896 86





Main dans la main pour notre demain.Oooo iiiii oooo, nde hianatra izahay !!!
09/10/2020

Main dans la main pour notre demain.
Oooo iiiii oooo, nde hianatra izahay !!!

Heureux d'avoir des nouveaux copains!!!Vive la rentrée !
09/10/2020

Heureux d'avoir des nouveaux copains!!!
Vive la rentrée !

Épanouissement et convivialité
09/10/2020

Épanouissement et convivialité

09/10/2020

Vive la rentrée.
Inscription ouverte
Enseignement en
Anglais-Francais

Address

Ambavahadimangatsiaka
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akany Voarintsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Akany Voarintsoa:

Share