Ambano

Ambano Pejy iray ahafantaranao ny tontolo manodidina sy ny zavamisy ao amin'ny kaominina Ambano Antsirabe II

🏆⚽🔥 VICTOIRE D'ALFA JUNIOR CLUB ! 🔥⚽🏆🎉🎉 ALFA JUNIOR CLUB 2️⃣ - 0️⃣ DAM AVENIR 🎉🎉💪 Une magnifique victoire obtenue grâce ...
08/06/2026

🏆⚽🔥 VICTOIRE D'ALFA JUNIOR CLUB ! 🔥⚽🏆
🎉🎉 ALFA JUNIOR CLUB 2️⃣ - 0️⃣ DAM AVENIR 🎉🎉
💪 Une magnifique victoire obtenue grâce à l'engagement, la discipline et la détermination de toute l'équipe ! 💙🤍⚽
⭐🏅 HOMME DU MATCH : MISAINA N°17 🏅⭐
👏👏 Félicitations à MISAINA pour sa prestation exceptionnelle, son énergie et son efficacité sur le terrain ! 🔥⚽💪
📊 CLASSEMENT PROVISOIRE 📊
🥇 ALFA JUNIOR CLUB : 1er avec 13 POINTS ! 🥇🏆
🔝🔥 Notre équipe prend seule la tête du classement grâce aux efforts de tous les joueurs, du staff et des supporters ! 🔥🔝
🙏💙 MISAOTRA ANTSIKA MPANOHANA TONGA REHETRA ! 💙🙏
👏 Merci à tous les supporters présents au stade ! 📣 Votre présence, vos encouragements et votre confiance nous donnent la force de nous dépasser à chaque match ! 💪⚽❤️
🎯 Tsy mijanona eto ny tanjona ! ⚽ Match après match, 💪 combat après combat, 🏆 ALFA JUNIOR CLUB continue d'avancer !

©Alfa Junior Club

⚽ MATCH MANARAKA FCV ESPOIRS 🆚 ALFA JUNIOR ⚽📆 ALAHADY 31 MAI📍TOERANA: TERRAIN GENDARME ANTANIMENAKELY 🕒 ORA:@1 ORA TOLAK...
26/05/2026

⚽ MATCH MANARAKA
FCV ESPOIRS 🆚 ALFA JUNIOR ⚽
📆 ALAHADY 31 MAI
📍TOERANA: TERRAIN GENDARME ANTANIMENAKELY
🕒 ORA:@1 ORA TOLAKANDRO
©President Alfa Junior Club

⚽🔥 FANAZAVANA AVY AMIN’NY PRESIDENT ALFA JUNIORAmin’ny maha-président ny ALFA JUNIOR CLUB ahy dia tiako ny hanazava maza...
25/05/2026

⚽🔥 FANAZAVANA AVY AMIN’NY PRESIDENT ALFA JUNIOR
Amin’ny maha-président ny ALFA JUNIOR CLUB ahy dia tiako ny hanazava mazava tsara ny maha samihafa ny atao hoe CLUB sy ny atao hoe SÉLECTION COMMUNALE. 🧠📢
Ny ALFA JUNIOR CLUB ⚽ dia club izay natsangako niarahana t@ ny maro an isa mpikambana ato ary CLUB mizaka tena (autonome), midika izany fa manana ny fitantanana sy fanapahan-kevitra Ary loharanom_bola manokana (privée)👔📋. Manana rafitra sy sata mifehy azy manokana (statut et règlement intérieur) 📜, ary miasa amin’ny fomba voalamina amin’ny lafiny fitantanana, discipline, recrutement, ary organisation.
Ao anatin’izany rafitra izany dia manana ny fombany manokana (procédure interne) amin’ny recrutement ana mpilalao izy izay mifototra amin’ny performance sy n'y discipline. Tsy kisendrasendra ny fidirana ato fa voafantina araka ny fahaiza-manao sy fitondran-tena eny na dia misokatra aza izany.
Ny mpilalao ato dia iantohan n'y club fampitaovana samihafa, (maillot,baolina,sns),assurance ary omena licences avy ahafahana miatrika fifaninana ofisialy .
Ny tanjon’ny club dia maro sy mazava:
🚀 Mampandroso tanora amin’ny football
⚽ Manangana équipe matanjaka sy afaka mifaninana tsara
🧠 Mampiroborobo discipline sy esprit d’équipe
🏟️ Mampiditra mpilalao amin’ny compétition sy championnat
🌱 Hanangana sokajim_mpilalao:U15, U17,D2, D1.
📈 Manatsara ny niveau teknika sy taktika an’ny mpilalao

🏘️⚽ FANAZAVANA NY ATAO HOE SÉLECTION COMMUNALE
Ny sélection communale dia ekipa vonjimaika (temporaire) misolo tena ny commune iray amin’ny fifaninanana na tournoi. Tsy club izy io, fa fanangonana ireo mpilalao tsara indrindra avy amin’ny Fokontany maromaro mandrafitra ny kaominina izay tantana ny responsable commission sport eo anivon ny kaominina.
🎯 TANJON’NY SÉLECTION COMMUNALE
🏆 Misolo tena ny commune amin’ny compétition inter_communale.
🚀 Mampiseho ny niveau football an’ny commune.
🤝 Mampiray ny mpilalao avy amin n'y Fokontany samihafa.
©ALFA Junior CLUB

Fisaorana lehibe sy fankasitrahana feno no atolotray ho an’i NJAKA, mpitsabo mpanohana anay ato amin’ny ALFA JUNIOR CLUB...
24/05/2026

Fisaorana lehibe sy fankasitrahana feno no atolotray ho an’i NJAKA, mpitsabo mpanohana anay ato amin’ny ALFA JUNIOR CLUB. 🙏⚽
Mankasitraka indrindra tamin’ny fampianarana sy fanofanana nomenao momba ny vonjy taitra sy ny fitsaboana fototra, ireo teknika fikarakarana ny vatana, ary ireo fomba hitazonana ny mpilalao ho salama sy ho matanjaka. 🩺💪
Noho ny torohevitrao dia nahafantatra bebe kokoa ny maha zava-dehibe ny discipline sportive, ny fahasalamana, ny fialan-tsasatra, ny régime alimentaire, ny sakafo mahasalama ary ny fitandremana ny vatana ny mpilalao. 🍎🥗🏃‍♂️Isaorana manokana ihany koa ianao tamin’ny fanomezana “kit médical” ho an’ny klioba, izay tena ilaina amin’ny fikarakarana sy fiarovana ny mpilalao mandritra ny fampiofanana sy ny lalao. 🎒⛑️
Tena manampy betsaka amin’ny fandrosoan’ny klioba sy ny fanabeazana ny mpilalao ny fanohananao sy ny traikefa zarainao aminay. 👏
Misaotra indrindra Infirmier NJAKA tamin’ny fahavononanao sy ny fitiavanao hanampy ny tanora ary hampandroso ny baolina kitra. ❤️💙

©Alfa Junior Club

😍HEVITRA AVY AMIN'NY MPANARAKA NY PEJY!▶Mety afaka alamina ve ireo camion sy sarety ary taxi moto mitangorina eo amin'ny...
23/05/2026

😍HEVITRA AVY AMIN'NY MPANARAKA NY PEJY!

▶Mety afaka alamina ve ireo camion sy sarety ary taxi moto mitangorina eo amin'ny tsangambato ireo! Tsara kokoa raha mba alamina ny firafitry ny tanàna satria mahafinafitra mahita an'io tsangambato io avy eny Ankelitenda. 😍😍🙏🙏

▶Azo atao mitady toerana hanaovana chargement ny entana miakatra an'ireo camion ireo.

▶Hevitra atsipy ary ho fanatsarana, azo lazaina ho fitarainana. !!!🙏


22/05/2026

Amparihin-dramanan'olona✅
Maro ny sary mitamberina vao maheno an'zany anaran-tanana zany isika... raha tsy hiteny fotsiny le manafika baolina😁,de tonga de ao anaty camion daholo ny spect sy ny joueurs....
🎥Eric Antonio Randrianarimanana

Niaviko

⚽Ity indray ary ny fandahatam-potoanantsika manaraka!▶Amin'ny alahady ho avy izao io eto Ambano!🙏🔶Tongava mijery sy mano...
19/05/2026

⚽Ity indray ary ny fandahatam-potoanantsika manaraka!
▶Amin'ny alahady ho avy izao io eto Ambano!🙏
🔶Tongava mijery sy manohana ny ekipantsika.

©President Alfa Junior Club

⚽💥Fandresena lehibe!Nahazo fandresena 2⃣-1⃣ ny ALFA JUNIOR nanoloana ny RCM 🏆♥Misaotra ny mpanohana rehetra,🙏ALFA JUNIOR...
18/05/2026

⚽💥Fandresena lehibe!
Nahazo fandresena 2⃣-1⃣ ny ALFA JUNIOR nanoloana ny RCM 🏆♥
Misaotra ny mpanohana rehetra,🙏
ALFA JUNIOR Mandroso hatrany

©President Alfa Junior

😍Ambano mamintsika!😍😍Ambano forever!😍📷TVM Antsirabe
15/05/2026

😍Ambano mamintsika!😍
😍Ambano forever!😍

📷TVM Antsirabe

14/05/2026

Fintina ny tatitra tamin'ny fanambarana izay nataon'ny Ben'ny Tanànan’Ambano anio :
"Re sy tsapan’ny Ben'ny Tanàna avokoa ny ahiahy, ny tahotra sy ny tsikera avy amintsika vahoaka manoloana ny tsy mbola fanombohan'ny asa fanamboarana ny lalana. Ny zava-misy anefa dia izao : tsara ho fantatra fa ny Faritra no misahana sy mitantana ny fanatanterahana ny asa sy ny vola hanamboarana ny lalana fa tsy ny Commune. Nilaza ry zareo avy eo anivon’ny Faritra fa nisy ny asa fanamboarana ny lalana any amin’ny Commune hafa, izay efa andalam-pahavitana, novinavinaina fa ho vita tamin'ny volana avril lasa teo izany kinanjo mbola mitohy hatramin izao. Ka izay no mbola antony tsy mbola nanombohan'ny asa satria ny engin rehetra dia mbola manatanteraka an’io asa io avokoa amin’izao. Tsy hoe hadino anefa ny Kaominina Ambano fa efa miasa ry zareo amin’izao manao ny kajikajy (devis) rehetra mikasika ny fitaovana rehetra ilaina miaraka amin’ny fikarohana ny akora rehetra hanantontosaina izany asa izany, ka vao vatany vita io asa any amin'io kaominina hafa io dia hanomboka avy hatrany ny asa eto amin’ny KaomininaAmbano. Nanao antso avo tamintsika vahoaka ny Ben'ny Tanàna noho izany mba samy ho tony sy mba samy hitondra am-bavaka hatrany ny fahavitan'ny lalantsika.Nampitondra fisaorana ho an ny Filohan'ny Fanavaozana ary koa ny Lehiben'ny Faritra ny Ben'ny Tanànan’Ambano tamin'ny fitiavana manokana sy ny fikarakarana ny asa rehetra izay atao sy mbola ho atao eo amin’ny kaominina Ambano. Nampitondra fisaorana ny vahoakan'Ambano ihany koa izy amin'ny fitiavana ny kaominina sy ny amin’ny fanarahana maso akaiky izay asa mandeha eo aminy kaominina. Nohamafisiny tamin'izany fa manara-maso akaiky miaraka amintsika vahoaka eto Ambano izy amin’ny fanatontosina an’io Lalana iraisantsika io, ary nohamafisiny hatrany ny samy hitondraintsika miaraka ambavaka ny amin'ny fahavitain'ny lalantsika."

Ny Ben'ny Tanana - Kaominina Ambano
©Andria My

Address

Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ambano:

Share