Tany-Trano-Tanana

Tany-Trano-Tanana 🏗Tany-Trano-Tanana dia orinasa misehatra amin'ny , ny fanorenana ary ny fandrafetana "plans" 2D/3D...

📢Andao hanorina!

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Logan Metisha, Nguyễn Thái Luật
29/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Logan Metisha, Nguyễn Thái Luật

Salama isika mpanaraka pejy,FANARENANA NY TANANA ETO TOAMASINA:Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza   tao toamasina koa rav...
18/04/2026

Salama isika mpanaraka pejy,

FANARENANA NY TANANA ETO TOAMASINA:

Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza tao toamasina koa rava ny trano marobe tao. Noho ieany dia nantsoina izahay eto Tany-Trano-Tanana mba hanantanteraka ireto asa ireto:

🧱Fampiofanana ny mponina, ireo teknisianina ary ireo mpisitraka fanampiana. Ny tan-tsoroka moa dia tsy afa-misaraka amin’izany,

🔍Fanaraha-maso ny asa fametrahana tafo, fanamboarana ary fanamafisana ny trano

🦺Fandraisana vonjimaika (ŕéception) ny asa

Maro dia maro ny asa ary aman’alina ny tokantrano simba fananana!

⁉️Inona ny hevitrao hanatsarana ny tanana?

0336634550
0345416427
[email protected]
: Sitraka MAHERY
Maholy Mahandry

🫡Salama daholo, Tadidinareo ve ilay trano ana client iray iny?Nanao "suivi de chantier" teny  ,   aho omaly satria mbola...
11/04/2026

🫡Salama daholo,
Tadidinareo ve ilay trano ana client iray iny?
Nanao "suivi de chantier" teny , aho omaly satria mbola maromaro ny asa miandry! Na izany aza dia efa mandeha tsara ny lalotra anatity, ny cheneau ary hiditra @ fanafoana isika rehefa tonga ny hazo (commande sur mesure avy any Antananarivo).

🏘Raha ny tombana dia ho vita afaka 3 herinandro ny "gros œuvre" ka hiditra amin’ny "finition" isika.

➡️Inona ny fanatsarana tokony ho atao rahany hevitrao???

Misoatra antsikahatrany manaraka ny pejy ary mankasitraka ny tompontrano nametraka fitokisana taminay🤗

[email protected]
0336634550
0345416427
LinkedIn: Sitraka MAHERY

02/04/2026
Miarahaba ny mpanaraka ny Pejy,Efa afaka mifandray Tany-Trano-Tanana isika rehefa avy nandalo fandaminana ara-teknika iz...
19/03/2026

Miarahaba ny mpanaraka ny Pejy,
Efa afaka mifandray Tany-Trano-Tanana isika rehefa avy nandalo fandaminana ara-teknika izahay!
0336634550
Mbola miasa tsara ihany koa ny 0345416427!

Mirary soa hatrany

📐 TafotranoMamarana ny asa eny Ambohimanabe,   isika ary efa miditra amin'ny tafo. Teto dia natao sokera ny tafo ary ham...
06/03/2026

📐 Tafotrano
Mamarana ny asa eny Ambohimanabe, isika ary efa miditra amin'ny tafo. Teto dia natao sokera ny tafo ary hampiasa kesika 5/15 isika.
Afaka andro vitsivitsy dia hiara-mahita eto ny vokatra! Koa manasa antsika hanaraka ny pejy hatrany!

034 54 164 27
[email protected]

𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤'𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy😀 Ity zaraina amintsika ity indray ny asa vita tamin...
19/02/2026

𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤'𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚

Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy😀 Ity zaraina amintsika ity indray ny asa vita tamin'iny volana janoary 2026 iny: nisafidy ny hanao trano nentim-paharazana mafy, malalaka ary manaraka ny fenitra ny tompon-trano teto. Ary dia hafaliana ho anay no nanatanteraka izany🤝

Tinao ve? Mifandraisa aminay ary mba hahatanteraka ny nofinofinao:

👉034 54 164 27
👉0336634550
👉[email protected]
🧲www.linkedin.com/in/sitraka-mahery

̂timent

Amin'ity taona vaovao ity, manolotra anao trano kely👀 mahafatifaty izahay. Ity trano ity dia manana efitra roa sy lakozi...
21/01/2026

Amin'ity taona vaovao ity, manolotra anao trano kely👀 mahafatifaty izahay. Ity trano ity dia manana efitra roa sy lakozia anatiny "à l'américaine", ary trano fidiovana manara-penitra. Ny tombony lehibe dia ny fahafahanao mitarika araka izay tianao io trano io any aoriana any, raha mitombo ny ankizy na maniry trano lehibe kokoa ianao!

Aza misalasala, antsoy izahay izao ary manomboka ny diany ho amin'ny trano nofinofinao!🤩

+264.34.54.164.27
[email protected]

Avec Archicad by Graphisoft – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
18/12/2025

Avec Archicad by Graphisoft – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

Address

Antsirabe
102

Telephone

+261345416427

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tany-Trano-Tanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tany-Trano-Tanana:

Share