09/06/2025
Miarahaba antsika rehetra,
🏆🏆🏆 GRANDE TOMBOLAS BE no atolotray ho anareo ato @ Atelier 🏆🏆🏆
📢📢📢 Ho anareo izay manao trano, na koa manana hetaheta sy manana vinavina ny hanao vavahady, varavarana, na grille de protection, dia natao ho anao ity tolotra ity...
✔️✔️ ✔️ Izahay ato @ Atelier Mandray Vita dia manao fisarihana goavana @ resaka travaux métallique, ny loka azo amin'izany ho an'ireo voasarika dia:
🥇 Vavahady vy lehibe coulissante na ouvrante, mirefy 600x200x08cm
🥈 Varavarana ( porte métallique avec serrure électrique cinq trous) 1m80x90x05cm
🥉 03 Grille de protection sur mesure ho an'ny varavaran-kely telo.
✴️Ny fandraisana anjara dia natao mirary dia mirary amin'ny sarany 100.000Ariary na 500.000Fmg
➖ Ny taratasy fanamarinana ilaina amin'izany kosa dia:
🔹capture d'écran ny virement par MVola mazava tsara
🔹photocopie CIN: 1
🔹Certificat de résidence: 1
Izay alefa sur WhatsApp na MP mivantana amiko.
✔️ Marihina fa izahay no mametaka azy any antranonao na aiza na aiza misy anao. Tsy miantoka na fraix de déplacement na fraix d'installation fa izahay daholo no manao azy rehetra maimaimpoana ho anao!!!
✔️ Koa raha mahaliana anao izany dia manasa anao hiditra mp mivantana, na miantso avy hatrany ny
☎️ 034 95 265 00
034 59 331 05
☑️☑️☑️ Ka aza tara fa manombaka ny 08 Jona 2025 ka hatramin'ny 08 jolay 2025 ny fisarihana ☑️☑️☑️
✴️✴️✴️Mandraisa anjara ary fa sao ianao ilay tsara vintana hahazo ny fisarihana ✴️✴️✴️