ADeco Mamir

ADeco Mamir Décorateur d'intérieur et d'extérieur des événements familiaux et professionnels.

Disponible en location40cm hauteur
14/03/2026

Disponible en location
40cm hauteur

Lustres en cristal disponibles en location4 pièces disponibles
15/02/2026

Lustres en cristal disponibles en location
4 pièces disponibles

Avec Eurêka Tout pour la maison – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉
15/02/2026

Avec Eurêka Tout pour la maison – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses meilleurs fans ! 🎉

06/01/2026
04/01/2026

Mbola tsy hita i Miotisoa

Araka ny vaovao mimparitaka dia tratran’ny « Harcèlement » tao am-pianarana izy ,ny hatahoran’ny havan’zareo : izy hanatanteraka ny Acte Suicidaire vokatr’zay Harcèlement nampisy « Dépression » azy…

Deja hanampy ireo havany ahita azy no hizarako ity vaovao ity ato@pejiko… (Robe cintré no hita nanaovany farany teny@ faritr’i 67ha Nord)

Raha izaho taloha dia « Hanetana an’olombelona ahay handajalanja ny vava avoaka @ hafa ny ho tantaraiko eto »
Saingy tonga saina aho hoe « Tsy ho tankatr’ireo zay tsy sendran’ilay izy mihitsy ny Ratran’ilay gidragidraina ara-tsaina isan’andro »

Ny teny filamatro t@ ity taona ity : « “Les autres n'ont sur toi que le pouvoir que tu leur laisses ”

Vao nanomboka nanampa-kevitra ny hiseo tato@ Tambazotra aho no niaran’ny « Harcelement an’olombelona tao anaty commentaire: Misy sasany notadiaviko t@ post tsy voafehy ,fa tsy vitsy ireo ´zay tena indraidray na izaho aza miteny hoe « Fa ahoana ´zao teny mandratra be maimaipoana be ´zao? »

Ny attaque sur le physique moa tsy lazaina intsony

Tena nisy fotoana mitomany irery tato an’hefitra tato aho,satria nanindrona ilay teny…

…Taty aoriana anefa, noho ny hamaroin’ny publication ako isan’andro dia « Lasa tsy mamaky commentaire tsirairay intsony aho »

Misy namako miteny ahy hoe « Hitan’dry ve ilay commentaire t@ ilay post an’dry ohatran’zao??? »
Misy commentaire tena tsy hitako ,nefa miteraka resa-be zay tsy misy impact aty @ toem-poko intsony satria tsy hitako!

T@ voalohany raha mpanaraka ahy lisany: Arakarak’ny hanaovako capture d’ecran no vao maika mitombo ny harcelement ao anaty commentaire

Zavatra 1 no nianarako ´zay 10 taona nikirakirana tambazotra sy hihainana isan’andro harcelement ´zay t@ ireo olombelona mpanaraka ahy ,surtout mbola niampy an’ilay fisaram-panambadiana taty aoriana :

-Izaho tenako ihany no tompon’andraikitra an’ny zay ratra ahazo ahy manoloana ny vavan’olombelona

« Rehefa izaho no tsy manisy lanja an’zay manoratra eo: n’inoninona attaquen’ny ahy ,tsy mahita lalana makaty @ foko iny teny iny kay!
Tena miresaka dans le vide ara-bakiteny ilay olombelona satria mivezivezy eny @ ambakabaka eny ilay zavatra soratany : ohatran’ilay manoratra taratasy nefa vao tonga any destinataire dia tsy vahana akory fa tonga dia dorana »

Indrisy fa 10 taona angaragidina + toe-javatra nilaiko saina matanjaka be (Ilay separation) + namana tena tena tena teo foana saika H24 + Fahatokisan-tena : vao Tonga @ zao stade « TENA VITA VAKSINY @ COMMENTAIRES » zao aho satria finalement « LES AUTRES KAY! NE SONT QUE LES AUTRES »

Niaran’ny « Harcelement » be tato@ tambazotra namana anakiray Nosy Rose : surtout t@ na zavatra raha tena nodinihana : « video entre couple tokony nijanona ho intime sendra ratsy tanana ka nimparitaka »

Opa,hozona,karazana vava inimaginable ny nahazo azy tato @ tambazotra taorianan’zay:

Zay ny nahatonga anay sy Nosy mpinamana satria « Nampianatra an’io philosophie du dettachement aux harcelements » io aho

T@iny cas iny moa « La honte devait changer de camp satria olombelona 2 no tao anaty video,ny anakiray (Ilay vehivavy ihany) no voan’ny toto afom-bazimba t@ teny mandratra ilay lehilahy tsy ni-‘assume ny identité any+ tao anatin’zay hatcelement be zay: navela hiady irery
(Mbola mitohy moa ny raharaha satria justement TSY NETY NANGIANA INTSONY I NOSY T@ FANERENA AZY HANGIANA )

Indrisy anefa : mbola betsaka ,toy ity cas ity : miaina
Harcelement isan’andro ary tsy ny rehetra no manana ´zay saina mahay mpi-passer outre an’ny vava mandratra ´zay,na sur les reseaux na en direct 🥺

Tsy psychologue aho,fa manana experience ho zaraina be dia be satria isan’ny victime ihany koa tany am-pianarana

Hivavahana mba ho hita soamatsara i Miotisoa!

Raha sendran’ny Harcèlement lisany : ny fizarana ny tantara hihainana @ olombelona hatokisan’lisany aloha ny etape voaloha!

Ry ray aman-dreny,tompon’na sekoly, mpampianatra, havana: fotoanan’ny communication ´zao!
Henoy ny zana-tsika ,Henoy ry zareo ,raiso ho serieux ny fitarainana fa tsy mitovy avokoa ny degrés de sensibilité an’ny olombelona rehetra

ZAY NY ZAVATRA TSY TSAPAN’LISANY HARCELEUR IREO: MAHATONGA HATRANY@ FAMONON-TENA IO TENY SENDRA NY VAVAN’LISANY IO FOTSINY

Farany: tadidio fa tany tan-dalàna Madagascar :ny Harcelement physique dia mampigadra …

Très  pratique et d'actualité louer 80cmx25cm60cmx20cm
13/11/2025

Très pratique et d'actualité louer
80cmx25cm
60cmx20cm

08/09/2025

Address

Ivato

Opening Hours

Monday 08:30 - 18:00
Tuesday 08:30 - 18:00
Wednesday 08:30 - 13:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 13:00

Telephone

+261349528845

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ADeco Mamir posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ADeco Mamir:

Share

Category