A.F.T Atelier Froid à Toamasina

A.F.T Atelier Froid à Toamasina INSTALLATION, DIAGNOSTIC, DÉPANNAGE, RÉPARATION, ENTRETIEN - ÉQUIPEMENTS FROID. CONTACT:032 99 219 27

Asa ariva2😉
09/06/2026

Asa ariva2😉

❄️ LESONA 3 : NY FITOERANA TSARA NY SAKAFO AO ANATY FRIGOTsy atao kisendrasendra ny fandaminana sakafo ao anaty frigo. N...
07/06/2026

❄️ LESONA 3 : NY FITOERANA TSARA NY SAKAFO AO ANATY FRIGO

Tsy atao kisendrasendra ny fandaminana sakafo ao anaty frigo. Ny toerana ametrahana ny sakafo tsirairay dia misy fiantraikany amin’ny :
✅ Faharetan’ny sakafo
✅ Fahasalaman’ny fianakaviana
✅ Fandaniana herinaratra
✅ Fahasalaman’ny frigo

⚠️ Fahadisoana mahazatra :
❌ Frigo feno loatra
❌ Sakafo masaka mifangaro amin’ny manta
❌ Sakafo apetraka amin’ny toerana tsy mety

💡 Toro-hevitra :
✔ Aza fenoin-javatra be loatra ny frigo
✔ Sarony tsara ny sakafo
✔ Apetraho amin’ny toerana mety ny sakafo tsirairay

🎯 Tsarovy :
“Frigo voalamina tsara = Sakafo voatahiry tsara + Herinaratra voatahiry.”

📞 Atelier Froid à Toamasina
☎️ 034 35 502 97


❄️ LEÇON 3 : LE BON RANGEMENT DES ALIMENTS DANS LE RÉFRIGÉRATEUR

Un bon rangement permet de :
✅ Conserver les aliments plus longtemps
✅ Préserver la qualité des produits
✅ Réduire la consommation électrique
✅ Protéger le réfrigérateur

⚠️ Erreurs fréquentes :
❌ Réfrigérateur trop rempli
❌ Mélange aliments crus et cuits
❌ Mauvais emplacement des aliments

💡 Conseils pratiques :
✔ Ne surchargez pas votre réfrigérateur
✔ Couvrez correctement les aliments
✔ Placez chaque aliment à sa bonne température

🎯 À retenir :
“Un réfrigérateur bien organisé permet de conserver les aliments plus sainement et de faire des économies.”

📞 Atelier Froid à Toamasina
☎️ 034 35 502 97

❄️ LESONA 2 : AZA SOKAFANA MATETIKA NA ELA LOATRA NY VARAVARAN'NY FRIGO!Isaky ny misokatra ny varavaran'ny frigo dia mid...
03/06/2026

❄️ LESONA 2 : AZA SOKAFANA MATETIKA NA ELA LOATRA NY VARAVARAN'NY FRIGO!

Isaky ny misokatra ny varavaran'ny frigo dia miditra ny rivotra mafana avy any ivelany. Vokatr'izany dia miasa mafy kokoa ny compresseur.

⚠️ Vokany:
✅ Mitombo ny fandaniana herinaratra
✅ Miasa be ny compresseur
✅ Mihena ny androm-piainan'ny frigo
✅ Mety ho simba haingana ny sakafo

💡 Toro-hevitra:
✔ Fantaro mialoha izay ilainao
✔ Sokafy vetivety fotsiny ny varavarana
✔ Akatony avy hatrany rehefa vita

🎯 Tsarovy:
"Frigo voatahiry tsara = Sakafo voatahiry tsara + Vola voatahiry."

📞 Mila toro-hevitra na dépannage ?
Mifandraisa aminay. 0343550297 na Mp

❄️ LEÇON 2 : ÉVITEZ D'OUVRIR LE RÉFRIGÉRATEUR TROP SOUVENT OU TROP LONGTEMPS !

Chaque ouverture laisse entrer de l'air chaud. Le réfrigérateur doit alors fournir davantage d'efforts pour retrouver sa température normale.

⚠️ Conséquences :
✅ Consommation électrique plus élevée
✅ Compresseur plus sollicité
✅ Durée de vie réduite
✅ Mauvaise conservation des aliments

💡 Astuce :
✔ Sachez ce que vous cherchez avant d'ouvrir
✔ Ouvrez seulement quelques secondes
✔ Refermez immédiatement après utilisation

🎯 À retenir :
"Un réfrigérateur bien utilisé, c'est des aliments mieux conservés et des économies d'énergie."

📞 Pour l'entretien ou la réparation de votre réfrigérateur, contactez-nous. 0343550297 ou Mp
.

01/06/2026

MIZARA TORO-HEVITRA FAMPIASANA VATAFAMPANGATSIHANA IZAHAY MANOMBOKA ANDROANY KA ARAHO NY PEJY FA ZARAIKO ISAN'ANDRO ETO.

❄️ LESONA 1 : AZA AMPIDIRINA AVY HATRANY AO ANATY FRIGO NY SAKAFO MAFANA!Maro amintsika no mametraka sakafo mbola mafana...
01/06/2026

❄️ LESONA 1 : AZA AMPIDIRINA AVY HATRANY AO ANATY FRIGO NY SAKAFO MAFANA!

Maro amintsika no mametraka sakafo mbola mafana ao anaty frigo. Fahadisoana kely izy io, nefa mety hiteraka fandaniana herinaratra sy hanimba tsikelikely ny frigo.

⚠️ Rehefa mampiditra sakafo mafana ianao:
✅ Miasa mafy kokoa ny compresseur
✅ Mitombo ny consommation électrique
✅ Mihena ny androm-piainan'ny frigo
✅ Mety tsy hangatsiaka tsara ny sakafo hafa

💡 Toro-hevitra:
Avelao hangatsiaka aloha ny sakafo vao ampidirina ao anaty frigo.

🎯 Tsarovy:
"Ny frigo dia natao hitazonana ny hatsiaka fa tsy hampangatsiaka sakafo mafana."

📞 Mila entretien na réparation frigo ?
Mifandraisa aminay. 034 35 502 97 na Mp avy atrany!.

❄️ LEÇON 1 : NE METTEZ JAMAIS UN PLAT CHAUD DIRECTEMENT DANS LE RÉFRIGÉRATEUR !

Une simple habitude peut augmenter votre facture d'électricité et réduire la durée de vie de votre réfrigérateur.

⚠️ Un plat chaud dans le frigo :
✅ Fait travailler davantage le compresseur
✅ Augmente la consommation électrique
✅ Réduit la durée de vie de l'appareil
✅ Perturbe la conservation des autres aliments

💡 Bon réflexe :
Laissez refroidir les aliments avant de les placer au réfrigérateur.

🎯 À retenir :
"Le réfrigérateur conserve le froid, il n'est pas conçu pour refroidir des aliments chauds."

📞 Besoin d'un entretien ou d'une réparation ?
Contactez-nous. 034 35 502 97 ou mp directement.

.

🔥❄️ BIG PROMO À TAMATAVE ! ❄️🔥Votre clim voiture ne refroidit plus comme avant ? 🥵🚗C’est le moment de profiter de notre ...
20/05/2026

🔥❄️ BIG PROMO À TAMATAVE ! ❄️🔥
Votre clim voiture ne refroidit plus comme avant ? 🥵🚗
C’est le moment de profiter de notre OFFRE SPÉCIALE RECHARGE CLIMATISATION AUTO chez ATELIER FROID TOAMASINA !
✅ Recharge clim voiture
✅ Service rapide & professionnel
✅ Intervention à domicile possible
✅ Diagnostic & contrôle du système
✅ Confort et fraîcheur garantis 😎
📍 Tamatave & alentours
📞 Réservation :
☎️ 034 35 50 297
☎️ 032 99 21 927
⚠️ Offre limitée — contactez-nous dès maintenant en MP !
🚘 Restez au frais à petit prix avec des experts du froid !


🔥❄️ PROMO BE ETO TAMATAVE ! ❄️🔥
Tsy mangatsiaka tsara intsony ve ny clim-nao? 🥵🚗
Fotoana izao hanararaotana ny OFFRE SPÉCIALE RECHARGE CLIM VOITURE avy amin’ny ATELIER FROID TOAMASINA !
✅ Recharge clim voiture
✅ Service rapide sy matihanina
✅ Mety atao à domicile
✅ Contrôle sy diagnostic complet
✅ Mangatsiaka tsara sy confort assuré 😎
📍 Toamasina sy manodidina
📞 Réservation :
☎️ 034 35 50 297
☎️ 032 99 21 927
⚠️ Offre voafetra — mandefasa MP dieny izao !
🚘 Mijanòna mangatsiaka amin’ny vidiny mirary miaraka amin’ny spécialiste du froid !

INSTALLATION, DIAGNOSTIC, DÉPANNAGE, RÉPARATION. ✓ - CLIMATISEUR ( Maison ou voiture)✓ - RÉFRIGÉRATEUR✓ - CONGÉLATEUR✓ -...
07/05/2026

INSTALLATION, DIAGNOSTIC, DÉPANNAGE, RÉPARATION.

✓ - CLIMATISEUR ( Maison ou voiture)
✓ - RÉFRIGÉRATEUR
✓ - CONGÉLATEUR
✓ - FRIGIDAIRE
✓ - MACHINE À LAVER

Manao dépannage an-trano izahay, manantona izay toerana misy anao , misy garantie ny asa izay ataonay.
Contact : 032 99 219 27 na 034 35 502 97 eto Tamatave

Hier soir🙏
23/04/2026

Hier soir🙏

❄️❄️Retour aux ateliers❄️❄️Efa eto Tamatave izahay izao raha namita hiraka tany  rahavavy tany, ka noho izany vonona han...
30/11/2025

❄️❄️Retour aux ateliers❄️❄️
Efa eto Tamatave izahay izao raha namita hiraka tany rahavavy tany, ka noho izany vonona hanome fahafam-po anareo mpanjifa izahay fa efa retour en Force.

Pour Nos Dimanche : Réparation et Maintenance corrective climatiseur portable😉😉

tena efa mba manao sacrifice kousa zay technicien mba ahazo fahafam-po ianareo mpandrifa eh😪
10/11/2025

tena efa mba manao sacrifice kousa zay technicien mba ahazo fahafam-po ianareo mpandrifa eh😪

Address

Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A.F.T Atelier Froid à Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to A.F.T Atelier Froid à Toamasina:

Share